feonydemokrasia

Fiarovam-pirenena — Fanavaozana lehibe eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena

Posted by - novembre 16, 2025
𝐅𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 — 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐙𝐚𝐧𝐝𝐚𝐫𝐢𝐦𝐚𝐫𝐢𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 Hoentina manakaiky kokoa ny vahoaka sy hamaly ny filàn’ny fiarahamonina amin’izao fotoana izao ny fanovana goavana kasaina hapetraka eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena. Ao anatin’ny…
Read More

𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐉𝐀 — 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐏𝐨𝐥𝐢𝐬𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚

Posted by - novembre 16, 2025
Manatanteraka fitsidihana any amin’ny faritra avaratr’i Madagasikara ny Tale Jeneraly ny Polisim-pirenena, Commissaire Divisionnaire de Police TSARAMONINA RAVONY Jean Victor. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fijanonany ao Ambanja, izay natao…
Read More

𝐅𝐈𝐀𝐍𝐆𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐃𝐕𝐀𝐍𝐓𝐈𝐒𝐓𝐀 𝐌𝐈𝐓𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐅𝐈𝐓𝐎 | ‎𝑻𝑶𝑵𝑻𝑶𝑺𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑶𝑴𝑷𝑶𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑽𝑨𝑽𝑨𝑯𝑨𝑵𝑨 𝑰𝑽𝑶𝑵’𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑲𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑯𝑨 30 𝑻𝑨𝑶𝑵𝑨

Posted by - novembre 15, 2025
𝐅𝐈𝐀𝐍𝐆𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐃𝐕𝐀𝐍𝐓𝐈𝐒𝐓𝐀 𝐌𝐈𝐓𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐅𝐈𝐓𝐎 | 𝐒𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐀𝐃𝐈𝐃𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐙𝐘 ‎𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐧𝐢𝐚 ‎ ‎𝑻𝑶𝑵𝑻𝑶𝑺𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑶𝑴𝑷𝑶𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑽𝑨𝑽𝑨𝑯𝑨𝑵𝑨 𝑰𝑽𝑶𝑵’𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑲𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑯𝑨 30 𝑻𝑨𝑶𝑵𝑨 𝑵𝑰𝑱𝑶𝑹𝑶𝑨𝑵’𝑵𝒀 𝑺𝑨𝑴𝑷𝑨𝑵𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑫𝑰𝑫𝒀…
Read More

VONONA HIFANOME TANANA AMIN`NY MINISITRY NY FANAJARIANA NY TANY SY NY RAHARAHAN-TANY IREO BEN`NY TANANA AVY AMIN`NY FARITRA SOFIA

Posted by - novembre 14, 2025
VONONA HIFANOME TANANA AMIN`NY MINISITRY NY FANAJARIANA NY TANY SY NY RAHARAHAN-TANY IREO BEN`NY TANANA AVY AMIN`NY FARITRA SOFIA (𝑵𝒊𝒉𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏`𝒏𝒚 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒋𝒂𝒓𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚…
Read More