Depiotรฉ Haja Dinah | nanampy ny voafonja ao Toamasina

33 0
๐ƒ๐„๐๐ˆ๐Ž๐“๐„ฬ ๐‡๐€๐‰๐€ ๐ƒ๐ˆ๐๐€๐‡ ๐’๐˜ ๐Œ๐€๐ƒ๐Œ๐€๐— : ๐๐ˆ๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€ ๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€ ๐๐˜ ๐…๐Ž๐๐‰๐€ ๐’๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐•๐Ž๐€๐…๐Ž๐๐‰๐€ ๐“๐€๐Ž ๐€๐Œ๐๐€๐‹๐€๐“๐€๐•๐Ž๐€๐‡๐€๐๐†๐˜ ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€
Nitohy tao aminโ€™ny fonjanโ€™ Ambalatavoahangy ao Toamasina ny hetsika fanampiana notanterahinโ€™i Depiotรฉ Haja Dinah niaraka taminโ€™ny mpanakanto Madmax, androany alahady 22 Febroary.
Nitsidika ireo mpino Silamo namany sy ny Mosquรฉe rava vokatry ny rivodoza tao anatinโ€™ny fonja izy mirahalahy, ary nanolotra fanampiana toy ny:
  • Vary 1 taonina
  • Maillot 2
  • Baolina 3
  • Vola mitentina 1 tapitrisa ariary
Tam-panetren-tena tanteraka no nitondranโ€™izy ireo izany fanampiana izany ho anโ€™ireo mpandraharaha ny fonja sy ireo voafonja.
โœ๏ธ Anicet Francisco
FDM Mananjary
.

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…