Mahakasika indrindra ilay fahatampahan-jiro lavareny izay niseho tany antsirabe nandritra ny herinβandro lasa teo, dia nitondra fanazavana ny Mpandrindra ny ElecticitΓ© eto anivonβny Jirama, Andriamatoa Manda Ny Aina Nomena, nambarany fa vokatry ny fianjerenβireo andrin-jiro lehibe mitondra herinβaratra mampitohy anβAntsirabe sy Ambohimanambola no antoy tena nahatonga ity fahatapahn-jiro ity.
Hatreto mbola tsy afaka milaza hoe inona no tena antony nahatonga ny fianjeranβireo andrin-jiro lehibe ireo hoy hatrany ny fanazavana, fa ny azo antoka dia hiverina aminβny laoniny tsy ho el ny famatsian-jiro.
Taminβny fotoana nakana ny sary, dia mbola eo ampiketrehana ireto Mpiasanβny Jirama ireto, ary tazana teny an-toerana ny Tale Jeneralinβny Jirama.
Raha hiverena ny toerana ahitana ny fianjerenanβireo andrin-jiro ireo dia teo aminβny Fokontany Fanomezantsoa, Gara Sambaina.




