๐ˆ๐’๐“๐‡โ€“๐„๐—๐‚๐„๐‹๐‹๐„๐๐‚๐„ : ๐ƒ๐ˆ๐€ ๐…๐ˆ๐๐„๐€๐™๐€๐๐€ ๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐๐˜ ๐“๐„๐Ž๐‘๐ˆ๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐™๐€๐•๐€-๐Œ๐ˆ๐’๐˜ ๐“๐€๐๐˜ ๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐๐ƒ๐€๐•๐€

35 0
๐Ÿ“Œ Antananarivo / Morondava โ€” Nanatanteraka dia fibeazana ( ๐™‘๐™ค๐™ฎ๐™–๐™œ๐™š ๐™™’๐™šฬ๐™ฉ๐™ช๐™™๐™š) tany Morondava ny Sekoly Ambony tsy miankina ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—›โ€“๐—˜๐˜…๐—ฐ๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ, ka mpianatra miisa 30 no nandray anjara, ny herinandro lasa teo.
๐Ÿ“Œ Tafiditra ao anatinโ€™ny paikady fanofanana ny sekoly ity hetsika ity, izay mikendry ny hampifandray ny teoria sy ny traikefa azo tsapain-tanana eny an-kianja, indrindra eo aminโ€™ny sehatry ny fizahan-tany sy ny fitantanana hotely.
๐Ÿ“Œ Nandritra izany, nahazo fahafahana nijery sy nandinika mivantana ny fomba fiasanโ€™ireo trano fandraisam-bahiny sy hotely tao an-toerana ireo mpianatra. Nahazo fanazavana momba ny fandraisana vahiny, ny fitantanana anatiny ary ny paikady ara-barotra eo aminโ€™ny sehatry ny fizahan-tany ihany koa izy ireo.
๐Ÿ“Œ Tafiditra tao anatinโ€™ny fandaharam-potoana ny fitsidihana ireo toerana manan-danja ara-tontolo iainana sy ara-kolontsaina, anisanโ€™izany ny Avenue des Baobabs, ny ala honko, ary ny Radio Kolondoy, izay nanampy taminโ€™ny fanitarana ny fahalalana sy ny traikefanโ€™ireo mpianatra.
๐Ÿ“Œ Araka ny fanadihadiana natao teny an-toerana dia afa-po taminโ€™ity dia fibeazana ity ireo mpianatra, izay nilaza fa nanampy betsaka taminโ€™ny fampifandraisana ny fianarana sy ny zava-misy eny an-kianja izany.
๐Ÿ“Œ Araka ny nambaran-dRamatoa ๐™ˆ๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐˜ผ๐™ƒ๐™Š๐™‡๐™„๐™Ž๐™Š๐™‰, filoha mpanorina ny sekoly, dia mikendry ny hanofana tanora Malagasy hahafehy ny sehatry ny fizahan-tany sy ny fitantanana hotely ny ISTHโ€“Excellence, kanefa tazomina ho takatry ny fahefa-mividin’ny Malagasy ny Saram-pianarana
๐Ÿ“Œ Aminโ€™ny ankapobeny, manamafy ity hetsika ity fa mitana anjara toerana lehibe aminโ€™ny fanofanana matihanina ny traikefa mivantana, indrindra eo aminโ€™ny sehatry ny fizahan-tany eto Madagasikara.
Fifandraisana :
๐Ÿ“ž : +261340907190
๐Ÿ’Œ: contact@excellence.mg
๐Ÿ“: 44 rue Jean Andriamady Faravohitra, Antananarivo, Madagascar

Related Post

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny ยซย universitรฉ catholique ASJA Moramangaย ยป, sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - dรฉcembre 19, 2023 0
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarainโ€™ny mpianatra, session dโ€™รฉtรฉ, ao aminโ€™ny oniversitรฉ tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 aminโ€™ny taranja…