Morondava sahirana ireo mpaka fisotroan-dronono
Tara vao tonga ireo missionaries ka niteraka fahasahiranana sy savorovoro teo amin’ny trésor Morondava androany, nisy efa tamin’ny 4 ora sasany maraina no naka laharana saingy nasaina nody ny atoandro…
Read More