Ny Kandida Andry RAJOELINA tao SAMBAVA

442 0
Miraikitra lalandava ato am-poko ity fotoana iarahantsika eto Sambava anio ity. Tia ahy ianareo eto Sambava, fantatrareo ihany koa ny fitiavako anareo matoa nananganako ireo foto-drafitrasa maro tsy ho voatanisa ny eto aminareo. Foto-drafitrasa naorina izay mahakasika ny sehatra sy ny sokajin’olona rehetra.
Betsaka ihany koa ireo efa natomboka ary isika no tsy maintsy hamarana izany.
 
Hiaraka amiko ianareo, izaho koa hiaraka aminareo hampandroso an’i Madagasikara »
 
ISIKA REHETRA TSY MAINTSY MANDRESY
MADAGASIKARA TSY MAINTSY MANDROSO

Related Post

𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀-𝐕𝐎𝐋𝐎𝐍𝐎𝐍𝐃𝐑𝐘 : 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐄𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀

Posted by - septembre 22, 2024 0
𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀-𝐕𝐎𝐋𝐎𝐍𝐎𝐍𝐃𝐑𝐘 : 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐄𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀 📌 Notokanana omaly ASabotsy 21 Septambra 2024 ny CSB II vaovao eto amin’ny…