Fanatanjahan-tena Nodimandry i Maître Nicodème Rabibisoa Posted on novembre 8, 2023 at novembre 8, 2023 by feonydemokrasia 407 0 Nodimandry tamin’ny maraina teo, maître Nicodème Rabibisoa, ceinture noire ary 5ème dan, taranja judoMirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana Sary :Marcellin Rakotoson
FAMARANANA NY AMBOARAN’NY JENERALY SEG SY COMGN : TRATRA NY TANJONA Posted by feonydemokrasia - juin 30, 2016 0 FAMARANANA NY AMBOARAN’NY JENERALY SEG SY COMGN : TRATRA NY TANJONA Tao anatin’ny lanonam -pianakavy tanteraka no nanatanterahana ny lalao…
𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐒𝐀𝐑𝐘 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 | 𝐑𝐀𝐈𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌-𝐁𝐈𝐒𝐈𝐊𝐈𝐋𝐄𝐓𝐀 Posted by feonydemokrasia - avril 27, 2025 0 Notanterahana teto Amboasary Atsimo ny fifaninana hazakazaka am-bisikileta izay mirefy 150 km ka nahitana teratany Malagasy sy vahiny anjara. Fantatra…
𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐍𝐚𝐦𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 | 𝐅𝐞𝐬𝐭𝐢𝐯𝐚𝐥 𝐝𝐞𝐬 𝐀𝐫𝐭𝐬 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐚𝐮𝐱 Posted by feonydemokrasia - janvier 9, 2024 0 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐍𝐚𝐦𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 | 𝐅𝐞𝐬𝐭𝐢𝐯𝐚𝐥 𝐝𝐞𝐬 𝐀𝐫𝐭𝐬 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐞𝐚𝐮𝐱 — Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto amin’ny Kaominina…
JEET KUNE DO ANTSIRABE: NANAMARIKA NY FAHA-30 TAONANY Posted by feonydemokrasia - avril 1, 2024 0 Nankalaza ny faha 30 taona nijoroany ny Hay ady Jet Kune do de Madagascar ny faha 27 Martsa 2024 lasa…
NANATANTERAKA FIHARABANA TRATRIN’NY TAONA NY HANDI-SPORT MORONDAVA Posted by feonydemokrasia - février 2, 2025 0 Androany no nanatanteraka fiharabana tratrin’ny taona ireo HANDI-SPORT teto Morondava izay notarihan’ny filohan’ny ligin’ny Menabe Andriamatoa Rakotondramanana Rindra Tiana ,…