Gaza : Tafakatra 7000 ireo olona maty voadarok’Israely

422 0
Taorian’ny fanafihana nataon’ny vondrona palestiniaina Hamas, nahafatesana Israelianina mihoatra ny 270, ary olona voatazona an-keriny mihoatra ny 200, dia namaly bontana ny Israelianina, ka daroka baomba variraraka tao amin’ny faritra Gaza no nanehoan’izy ireo ny heriny.
 
Tsy mety ahitana vahaolana mihitsy moa ity adi-tany sy fiandrihanana any Palestine sy Israely ity.
Lazain’i Israely fa azy ny tany, araky ny tantaram-pinoana, izay tohanan’ny Amerikanina izy ireo amin’izany, miaraka amin’ny firenena tandrefana.
 
Hatramin’ny sarin-tany aza dia lasa hidian-kevitra ny fahamarinany, satria dia tsy raisina ho firenena i Palestine, fa Isarely no manana izay fiandrihanana izay.
 
(Sary nindraminy – Carte LeParisien)

Related Post

๐๐ข๐ž๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ž๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐š๐Ÿ๐ข๐ค๐š ๐š๐ง’๐ข ๐๐ข๐ ๐ž๐ซ ๐ข ๐…๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘, ๐ก๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐š๐ง๐จ๐ค๐š๐ง’๐ข ๐Œ๐š๐œ๐ซ๐จ๐ง ๐š๐ง๐ฒ ๐€๐Ÿ๐ซ๐ข๐ค๐š

Posted by - novembre 15, 2024 0
๐๐ข๐ž๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ž๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐š๐Ÿ๐ข๐ค๐š ๐š๐ง’๐ข ๐๐ข๐ ๐ž๐ซ ๐ข ๐…๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘, ๐ก๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐š๐ง๐จ๐ค๐š๐ง’๐ข ๐Œ๐š๐œ๐ซ๐จ๐ง ๐š๐ง๐ฒ ๐€๐Ÿ๐ซ๐ข๐ค๐š Nohavaozina taminy 11/14/2024 amin’ny…