Fanatanjahan-tena Ligue de Football Vatovavy-Fitovinagny Posted on novembre 9, 2023 at novembre 9, 2023 by feonydemokrasia 545 0 Natolotra androany 08 Novembre 2023 tao amin’ny DRJS ny fankasitrahana ny nahazo voalohany Sy ny coup de coeur tamin’ilay fifaninana Logo Araho ato amin’ny Pejy manomboka izao ary ireo vaovaon’ny baolina Kitra ato amin’ny Faritra Vatovavy – Fitovinagny Ligue de Football Vatovavy-Fitovinagny
𝐑𝐮𝐠𝐛𝐲 – 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡 𝐒𝐞𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐓𝐚𝐧𝐚 𝐕𝐢𝐥𝐥𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔 : 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐄𝐬𝐩𝐨𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐓𝐬𝐢𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚 Posted by feonydemokrasia - mars 21, 2026 0 ANTANANARIVO – Efa volana maromaro izay no nanombohan’ny fifaninanana “Match Section Tana Ville 2026” eo amin’ny taranja baolina lavalava (rugby),…
Faritra Bongolava | Taranja Kung-fu. Posted by feonydemokrasia - décembre 2, 2024 0 12 no voahositra ho tompon-dakam-paritra, hiatrika ny fifaninanana nasionaly hisolo-tena ny Faritra Bongolava ny faha 14-15 desambra izao. Nanamafy ny…
𝐌𝐀𝐃𝐀 𝐅𝐔𝐓𝐒𝐀𝐋 𝐅𝐄𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍 | 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑’𝐈 𝐁𝐄𝐓𝐒𝐈𝐌𝐈𝐒𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐎 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐙𝐘 Posted by feonydemokrasia - mars 16, 2025 0 Ny Renivohitr’i Betsimisaraka, Toamasina no handray ny fidiana izay ho tompondakan’ny « MADA FUTSAL FEMININ ». Androany no natao ny…
FAMARANANA LALAO BAOLINA KITRA KOPY AOMBY TAO VOHITRAMBO Posted by feonydemokrasia - janvier 14, 2024 0 Tontosantsika ny faha 27 Décembre 2023 lasa teo ny lalao famaranana ho an’ny Kopy aomby vositry matavy be ho an’…
𝐋𝐀𝐋𝐀𝐎 𝐀𝐑𝐀_𝐏𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐆𝐀𝐙𝐄𝐓𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐓𝐀𝐁𝐄 Posted by feonydemokrasia - octobre 13, 2024 0 Toy ny fanao isan_taona Dia nisintaka Kely teny amin’ny kianjan’ny CLI Vinaninkarena ny mpanao gazety sy ny mpiasan’ ny kaominina…