FIKAROHAM-BAHAOLANA AMIN’NY KRIZY : RAIKITRA NY FIHAONANA ENY TSIMBAZAZA

290 0

FIKAROHAM-BAHAOLANA AMIN’NY KRIZY : RAIKITRA NY FIHAONANA ENY TSIMBAZAZA

Tamin’ny 11 ora maraina teo no nanomboka ny fihaonana . Kandida 9 amin’ny 13 no tonga, misy ny nandefa solotena. Ny Filohan’ny antenimieram-pirenena sy ny FFKM no mandray azy ireo. Misy olona efa nitana andraikitra ambony teto amin’ny firenena ihany koa manatrika ny fihaonana. Isan’izany ny jeneraly Ramakavelo, Prof Ranjeva Raymond, Rtoa Atallah Béatrice , ny jeneraly Charles Rabemananjara, praiminisitra teo aloha sady efa mpikambana tao amin’ny filan-kevitry ny fampihavanam-pirenena, tazana eny an-toerana ihany koa Rtoa Noro Harimisa Razafindrakoto, minisitry ny fitsarana teo aloha, ny Prof Tehindrazanarivelo, minisitry ny fahasalamam-bahoaka teo aloha, ny jeneraly Amedé Ramihone sy ny maro hafa.

Related Post

𝑫𝒓 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅 (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑵- 𝑻𝑨𝑵𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝑶 𝑵𝑨𝑵𝑶𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑵𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑶𝑩𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - décembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅 (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑵- 𝑻𝑨𝑵𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝑶 𝑵𝑨𝑵𝑶𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑵𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑶𝑩𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…