HIRAGASY : TAFIDITRA HO HAREM-BAKOKA ANY AMIN’NY UNESCO
Tafiditra amin’ny fomba ofisialy ao anaty lisitry ny harem-bakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona nanomboka ny 5 desambra 2023 alina ny Hiragasy. Ity no kolontsaina manandratra ny maha malagasy faharoa tafiditra ao anatin’io…
Read More