FIANAKAVIAMBEN’NY FITSARANA | TENY TSIAFAHY NO NATAO NY FAMBOLEN-KAZO

193 0
MINISTERAN’NY FITSARANA:
TENY TSIAFAHY NO NATAO NY FAMBOLEN-KAZO. NANOME HAFATRA MAFONJA NY MINISITRA RANDRIAMANANTENASOA LANDY MBOLATIANA.
 
πŸ“Œ Zoma 09 Febroary 2024, teto Tsiafahy no nanatanteraka fambolen-kazo ny Fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana. Nitarika izany ny Mpitahiry ny Fitmbokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana izay nampita hafatra ho an’ny tompon’andraikitra mba hanara-maso sy hikarakara ny zanakazo novolena. Nambarany fa sady famerenana ny tontolo iainana ho tsara sady loharanon-karena ny fambolen-kazo. Tany mirefy 1ha no novolena, zanakazo miisa 2000 ( roa arivo) no natsatoka ka voankazo ny 100, kininina ny 1.000 ary acacia ny 900.
 
πŸ“Œ Teny nentina nanatanteraka ity fambolen-kazo ity ny hoe: « Fambolen-kazo manarina tontolo,manatsara famokarana, mamela lova ho any taranakaΒ Β». Nampahafatarina nandritra io fotoana io ihany koa ny antotanisan’ny hazo naniry nandritra ny taona 2022 ka nahatratra 80 isan-jato izany.
 
πŸ†” Nangonin’Lay Mahintsy

Related Post

π…πšπ«π’π­π«πš π•πšπ€π’π§πšπ§π€πšπ«πšπ­π«πš. πƒπ’π¬π­π«π’π€πš π€π§π­π¬π’π«πšπ›πž 𝐈. π…πšπ¦π›π¨π₯𝐞𝐧- 𝐀𝐚𝐳𝐨. Β Β» π“πšπ§π£π¨π§πš 𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐫𝐚𝐀𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚π₯𝐚 𝐚𝐧’𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚 ».

Posted by - mars 1, 2025 0
π…πšπ«π’π­π«πš π•πšπ€π’π§πšπ§π€πšπ«πšπ­π«πš. πƒπ’π¬π­π«π’π€πš π€π§π­π¬π’π«πšπ›πž 𝐈. π…πšπ¦π›π¨π₯𝐞𝐧- 𝐀𝐚𝐳𝐨. Β Β» π“πšπ§π£π¨π§πš 𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐫𝐚𝐀𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚π₯𝐚 𝐚𝐧’𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚 ». Ambohipihaonan’ny mpikambana ao amin’ny antoko politika…