Fikambanana TAHIO GN’ATEGNA | TOURNOI FOOT-BALL COUPE AOMBY MATAVY

620 0
𝐅𝐀𝐑𝐀𝐅𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 π™πŽπŒπ€ πŸŽπŸ“ -𝟎𝟏-πŸπŸŽπŸπŸ’ | π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“π€π‡πˆπŽ 𝐆𝐍’𝐀𝐓𝐄𝐆𝐍𝐀 | π“πŽπ”π‘ππŽπˆ π…πŽπŽπ“-𝐁𝐀𝐋𝐋 π‚πŽπ”ππ„ π€πŽπŒππ˜ πŒπ€π“π€π•π˜ 𝐌𝐒𝐒𝐬𝐚 πŸ“ 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐧’𝐒𝐫𝐞𝐨 π…π¨π€π¨π§π­πšπ§π² πŸπŸ’ 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 .
 
πŸ“Œ Nifarana androany izany ka nifanandrina tamizany ny Fokontany ANDRANOMAKOKO # Fokontany MAHATSARA Atsimo.
Ny Fokontany ANDRANOMAKOKO no nibata ny fandresena tamin’ny isa 1 no 0 nandritra ny fe-potoana ara-dalana.
Mazava hoazy fa izy no nibata ny Amboara Dia ny omby Matavy miisa 02 , ny Fokontany MAHATSARA kosa no faharoa ka nahazo ny omby iray (1) .
 
πŸ“Œ No omby roa (2) sisa kosa dia natao ho nofokena mitampihavana ka hifampizaran’ireo Fokontany miisa 22 izay nandray anjara.
 
πŸ“Œ Tsapa sy hita fa nampiray sy nampihavana ny mponina s’y ireo mpandray anjara ny fifaninanana.
 
πŸ“Œ Izany rehetra izany Dia notronin-dRamatoa @Gabrielle Raby na i MAMATSARA Filoha mpanorina ny Association TAHIO GN’ATEGNA, ny Ben’ny tananan’ny Kaominina ambonivohitr’i farafangana Atoa RAJOELY Marcellin , ary ireo zao chef Fokontany 24 mandrafitra kaominina Farafangana.
 
πŸ“Œ Tsy hijanona eo ny hetsika atao ho an’i Farafangana fa mbola hitohy amin’ny sehatra maro hafa ihany koa satria AGNAMBAHA MANDROSO NO TANJONA , ATSIKA ABY E MIFAGNAMPY.
 

Related Post

Mandritsara, mitohy ny ezaka fanarenana ny tontolo iainana

Posted by - juin 5, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐌𝐒𝐭𝐨𝐑𝐲 𝐧𝐲 𝐞𝐳𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨π₯𝐨 𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚 (π‘―π’‚π’Žπ’†π’•π’“π’‚π’‰π’‚π’π’‚ π’•π’†π’•π’Šπ’Œπ’‚π’”π’‚ π’Šπ’‚π’“π’π’—π’‚π’π’‚ 𝒕𝒐𝒏𝒕𝒐𝒍𝒐 π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚ 𝒂𝒐 𝑴𝒂𝒓𝒐𝒕𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒏𝒐, π’Žπ’Šπ’”π’š π’π’š π’•π’†π’•π’Š-𝒃𝒐𝒍𝒂 π’π’‚π’‘π’†π’•π’“π’‚π’Œπ’‚…