ππ€ππ€πŽ π‡π„π“π’πˆπŠπ€ π…π€πŒππŽπ‹π„π-πŠπ€π™πŽ π“π„π“πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π€πŠπ€πƒπ„πŒπˆπ€ πŒπˆπ€π‘π€πŒπˆπ‹π€ π€ππ“π’πˆπ‘π€ππ„

185 0

Nanao hetsika fambolen-kazo teto amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe androany ny andiany faha 13 mpianatra ho manamboninahitra izay misy ny Jeneraly Richard RAVALOMANANA filohan’ny antenimierandoholona ho famaranana ny fankalazana ny faha 40 taona nivoahany teto amin’ny sekoly.

Teo koa ny fitokanana sy fitsidihana ny fotodrafindrasa nasiam-panavaozana izay nataon’ny andiany faha 13.Nofaranana tamin’ny fihaonana sy ny dinidinika nataon’ny Filohan’ny antenimierandoholona tamin’ireo mpianatra ho manamboninahitra amperiny eto amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe ny fotoana androany.Ny andiany faha 13 izay namoaka olo-manga maro mitΓ na andraikitra ambony eto amin’ny firenena sy any ivelany.

 

RANDRIA Antsirabe.

Related Post

π…π€πŒππŽπ‹π„π-πŠπ€π™πŽ π‡πŽ π…πˆπ€π‘πŽπ•π€ππ€ 𝐍𝐘 π“πŽππ“πŽπ‹πŽ πˆπ€πˆππ€ππ€ | 𝐍𝐘 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 π‡πŽ 𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐓𝐑𝐀

Posted by - janvier 11, 2024 0
π…π€πŒππŽπ‹π„π-πŠπ€π™πŽ π‡πŽ π…πˆπ€π‘πŽπ•π€ππ€ 𝐍𝐘 π“πŽππ“πŽπ‹πŽ πˆπ€πˆππ€ππ€ | 𝐍𝐘 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 π‡πŽ 𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐓𝐑𝐀   Izao vanim-potoan’ny fahavaratra izao no fotoana tsara indrindra…