Faritra Bongolava | Taranja Kung-fu.

25 0
12 no voahositra ho tompon-dakam-paritra, hiatrika ny fifaninanana nasionaly hisolo-tena ny Faritra Bongolava ny faha 14-15 desambra izao. Nanamafy ny Federasiona Malagasy Kung-fu tamin’ny alalan’ny Grand Maître AVOKO, fa mandray anjara feno amin’ny fampandrosoana sy ny toe-draharaha-pirenena ny Kung-fu. Ligin’ny Kung-fu eto Bongolava, ahitana mpikatroka 5.000 mahery, eo ambany fiahian’ny Governora Mpisolo toerana ny Faritra Bongolava, Andriamatoa RAMAMONJISOA Haja Placide. Notolorana kojakoja ihany koa ireo Fikambanam-behivavy , mpiara-miasa akaiky amin’ny Ligin’ny Kung-fu Bongolava.

Related Post