Manomboka miakatra ny rano any amin’ny tetezana ifasy Ambilobe amin’izao fotoana izao. Vokatra izany, safotry ny rano ny làlana ka mihato ny fifamoivoizana amin`izao.
Atahorana ho tapaka raha mitohitohy ny orana ato ho ato. Efa sarotra amin’ireo fiara madinika ny ihany koa moa nymiampita
Tetik’asan’ny Ministeran’ny Jono sy ny toe-karena manga izay iarahana amin’ny orinasa Refrigepeche Madagascar izy io,mba ho fitsinjovana ireo tokatrano marefo,ka…
Ravan’ny afo avokoa ny 98 isanjaton’ny tanàna ao amin’ny kaomina ambanivohitra Ivandrika distrikan’i Farafangana araka ny tatitra nomen’ireo tompon’andraikitra avy…