Betsaka ny namaly ny antso ary tonga nanatrika izany ny Talem-paritry ny Jono sy ny Toe-karena manga Atsinanana, sy ny Talem-paritry ny Fizahan-tany ary ireo solotena avy amin’ny DREDD Atsinanana.
Tao amin’ny Foyer Social Foulpointe no nanatanterahana izany
Ankoatra asa fiarovana ny vahoaka amin`ny adavanandro dia manao ezaka koa ny Polisim-pirenena miaro ny tontolo iainana. Niara-nientana ny fianakaviam-ben`ny…
Nanao rodobe nanatanteraka fambolen-kazo tany aminβny Kaominina Mantasoa, Faritra Analamanga ny Fianakaviam-be ny Ministeranβny Serasera sy ny Kolontsaina ny faha…