๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” – ๐—Ÿ๐—˜๐—›๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—›๐—ฌ 40 ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—”๐—ก๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐—ญ๐—”๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ฉ๐—ฌ 11 ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—”

422 0

๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” – ๐—Ÿ๐—˜๐—›๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—›๐—ฌ 40 ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—”๐—ก๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐—ญ๐—”๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ฉ๐—ฌ 11 ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—”

(๐๐š๐จ๐ฅ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐š๐๐ฒ ๐ง๐จ๐ซ๐š๐ก๐จ๐ง๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ญ๐ฒ…)

๐Ÿ“Œ Rangahy iray 40 taona nanolana zazavavy 11 taona teto Mandritsara ny alin`ny zoma 02 febroary teo. Mpamahana kisoa amina tokantrano nanolanany ankizy ity ny tenany, sendra tsy nisy olon-dehibe tao an-trano no nampihatra filany izy rehefa nahita ankizy vavy ity natory irery tamin`ny efitra fatoriany.

๐Ÿ“Œ Tazan`ny lehilahy ity izy ka nanatona azy ka notampenany ny vavan`ilay zaza sady norahonany ho faty rehefa vitany ny filany.

๐Ÿ“Œ Nitaraina ilay ankizy vavy rehefa tonga tao an-trano ny reniny fa voaholana, niantso avy hatrany ny polisy nanao fisafoana tamin`ny faritra misy azy ilay renim-pianakaviana, voasambotra ny mpanolana farany.

๐Ÿ“Œ Natolotra fampanoavana androany alatsinainy 05 febroary ny nahavanon-doza.

๐Ÿ†” Uni Razafy

Related Post

Akon’ny 26 Jona 2025 | Kaominina Ambanivohitra Befasy

Posted by - juin 28, 2025 0
๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐๐ˆ๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐๐„๐…๐€๐’๐˜ , ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐๐˜ ๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐๐ƒ๐€๐•๐€ ๐—ก๐—œ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—˜๐—ง๐—œ๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—˜๐—ก๐—” ๐—ง๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—œ๐—ง๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐—œ๐—ง๐—ฌ Nanomboka ny faha 19 Jiona…