Itompokolahy MANAMPY Gaspar | Natao veloma farany

296 0
馃搶Androany ny nanaovana veloma farany ny nofo mangatsika ilay Miaramila Kilasy faha-2 MANAMPY Gaspar miaramila lavon’ny balan’ny Dahalo tany amin’ny Fokontany Ambonarabemahasoa kaominin’i Betagnatagna Distrikan’i Maintirano Faritra Melaky.
 
馃搶Tsara ho marina moa dia tamin’ny Zoma faha 2 Volana Febroary teo , Omby Miisa 50 mahery lasan’ireo Dahalo 30 mahery mitondra basy . Vao naheno izany ireo vahoaka dia niantso an’ireo miaramila nanao ny fanarandia , ka nandritran’io fanarandia io no naha voatifitra an’ity Miaramila iray ity.
 
馃搶Razana moa dia alefa ho any Midongy antsimo.
 
馃啍 Nangonin’i Antenna

Related Post

Hahazo CSB II ny FKT Soamahamanina

Posted by - novembre 12, 2023 0
Nanatanteraka fivoriana manokana tao amin鈥檔y FKT Soamahamanina,Tsiroamandidy androany alahady 12 Novambra 2023.   Fivoriana manokana izay miompana indrindra tamin鈥檔y fanentanana…