UNIVERSITE FIANARANTSOA : MANAMARIKA NY FAHA 40 TAONA NIJOROANY NY FACULTE DEGSS ( Droit – Gestion – Science Sociale )

667 0
Mpianatra miisa 830 ao anatin’ny andiany LEXCELOR , avy amin’ny sampam-piofanana Droit ,TSARA JORO avy amin’ny sampam-piofanana Sciences Sociales de Développement ary ny DIA RAIKY avy amin’ny Economie et Gestion no navoaka ka notolorana ny mari-pahaizana Licence, omaly Zoma 21 Jiona 2024, anatin’ny fanamarihana ny faha 40 taona nisian’ny sampam-pianarana DEGSS na ny Faculté de Droit,de Gestion et de Sciences Sociales de Développement,ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa.
Taorian’ny fizarana mri-pahaizana dia niroso tamin’ny fitokanana ny tsangam-bato ho mari-pahatsiarovana avy amin’ireo mpianatra andiany navoaka ireo.
Nangonin`i Ando RAFAHATELO
📸 Université de Fianarantsoa Andrainjato

Related Post

𝗟𝗬𝗖𝗘𝗘 𝗣𝗢𝗟𝗘 𝗠𝗢𝗥𝗢𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔 𝗛𝗔𝗥𝗘𝗡𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗘𝗙𝗙𝗜 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗜𝗡𝗧𝗜𝗠𝗢𝗟𝗔𝗟𝗬

Posted by - septembre 9, 2024 0
𝑨𝒓𝒂𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒅𝒊𝒅𝒊𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒍𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 2024-068 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 23 𝑱𝒂𝒏𝒐𝒂𝒓𝒚 2024 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒕𝒂𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝑬𝑭𝑭𝑰 𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑬𝑷𝑷 𝒔𝒚 𝑪𝑬𝑮…