Antafia/Kaominina Maevatanร na faharoa: Trano tafo-bozaka niisa dimy no may kilan’ny afo.

204 0

๐Ÿ‘‰ Ny hariva tokony tamin’ny 04 ora latsaka fahefany no niantombohan’ny afo, tamin’ny trano tafo-bozaka iray, ka nihitatra tamin’ireo trano tafo-bozaka efatra ambiny izany, tao amin’ny fokontan’Antafia, any amin’ny kaominina Maevatanร na faharoa hoan’ny anio.

๐Ÿ‘‰ Haingana arak’izany ny fihitaran’ny afo teto. Soa ihany fa nalaky niara-nisala tamin’ny famonoana ny afo, tao andrefana/afovoan’ny, ao an-tanร nan’Antafia ny fokon’olona sy ny Zandary miasa any an-toerana no voavonjy hatrany ny entana rehetra, tamin’ireo trano tafo-bozaka ireo. Tsy nisy ny aina nafoy sy ny olona naratra, nandritra izany.

๐Ÿ‘‰ Eto am-pamaranana ny lahatsoratra dia tsara hatrany mampahafantatra fa mbola tsy fantatra ny tena nahatonga ny firehetana, satria tsy nisy tao ireo olona tompon-trano fa mandeha miasa volamena any an-tsaha, saingy mamonjy fiodiana isaky ny hariva be. Efa noraisin’ny fianakaviany an-tanร na kosa ireo olona traboina.

Nangonon’i Zandry be Tantely

Related Post

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐—ท๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜†.

Posted by - octobre 3, 2023 0
๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐—ท๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜†. Miantsoroka andraikitra sarotra, mihatra aman’aina ny mpanao gazety, manatanteraka ny…