Soanierana Ivongo : Mbola tsy mitsahatra ny orana

219 0

馃搶 Nanomboka ny Asabotsy tokony tamin’ny 5ora tolakandro , ka hatraminy Alahady maraina izao . Raha ny fahitana azy dia mbola tsy hahitana masoandro ny tontolonandro androany. Efa miakatra ny ranompotaka ao aminy fokontany Andatsadrano sy ireo hafa izay toerana hita iva.

馃啍 Nangonin’i Brudo Raseta

Related Post

饾悓饾悮饾惂饾悵饾惈饾悽饾惌饾惉饾悮饾惈饾悮 – 饾悤饾惃饾惎饾惃-饾悰饾惃饾惀饾悮饾惁饾悶饾悮 饾惌饾惉饾惒 饾惌饾悶饾惂饾悮 饾悽饾惓饾惒 饾惂饾悶饾惂饾惌饾悽饾惂饾悮 饾惂饾悽饾惉饾惃饾惀饾惃饾悿饾惒 饾惃饾惀饾惃饾惂饾悮

Posted by - mars 11, 2024 0
饾悓饾悮饾惂饾悵饾惈饾悽饾惌饾惉饾悮饾惈饾悮 – 饾悤饾惃饾惎饾惃-饾悰饾惃饾惀饾悮饾惁饾悶饾悮 饾惌饾惉饾惒 饾惌饾悶饾惂饾悮 饾悽饾惓饾惒 饾惂饾悶饾惂饾惌饾悽饾惂饾悮 饾惂饾悽饾惉饾惃饾惀饾惃饾悿饾惒 饾惃饾惀饾惃饾惂饾悮 (Tra-tehaky ny polisy lehilahy iray ity noho ny fanomezam-baovao ara-potoana) Rangahy…