20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.
Ady hevitra narahana fanentanana, nialohavan’ny kabary ifandilbiasana no nentina nanamarika ny fotoam-pankalazana androany m, izay natao teto amin’ny tokotany malalaky ny BIANCO eto Morondriake.
Samy nikaiky ireo rehetra nanantrika teto fa ny fijerena ny maha olona eo amin’ny Tomponandraikitra isan-tsokajiny no isany mampihena bebekikoa ny kolikoly eto amin’ny firenena.
TONGA NIARAHABA NY MINISTRA RANDRIAMANANTENASOA LANDY MBOLATIANA NY SMM (Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara) SY NY HOLAFITRY NY MPISOLOVAVA ARY IREO…
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny fametraham-pialany ny Ben’ny Tanànan’Antsirabe Renivohitra, Dr RASAMIMANANA Honoré Gabriel, fantatra amin’ny anarana hoe Dr UNOH,…
Notontosaina androany Alakamisy 29 Febroary 2024 tao amin’ny efitrano fivorian’ny « Chambre de commerce et de l’industrie » Antsatanteraka Ambatondrazaka ny fampiofanana…