Nanatanteraka famelabelaran-kevitra mahakasika ny ala honko,sy ny tombotsoa azo avy aminy ireo mpianatra avy ao amin’ny ISSEDD ,Universitรฉ de Toamasina.
Betsaka ny namaly ny antso ary tonga nanatrika izany ny Talem-paritry ny Jono sy ny Toe-karena manga Atsinanana, sy ny Talem-paritry ny Fizahan-tany ary ireo solotena avy amin’ny DREDD Atsinanana.
Tao amin’ny Foyer Social Foulpointe no nanatanterahana izany
Nikojakoja ny hazo novoleny hatraminโizay tany aminโny kaominina ambanivohitra Vinaninkarena distrikanโAntsirabe II ny mpikambana anatinโny Fivondronanโny Orinasanโi Vakinankaratra na ny…
Mirongatra izay tsy izy ny trangana dorotanety ato anatin`ny distrikan`i Mandritsara. Manoloana tranga io dia tsy arenesam-peo ny tompon`andraikitra hoy…