𝐀𝐦𝐒𝐝𝐲 πŸ‘πŸŽπŸŽπŸŽπšπ« 𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸ’πŸŽπŸŽπŸŽπšπ« 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π‘ππŸ“ 𝐒𝐫𝐞𝐨 π†πšπ¬π¨π’π₯ 𝐦𝐒𝐭𝐚𝐩𝐨𝐀𝐚

159 0
Tohin’ilay raharaha fahatratrarana solika mitampoka tao Mangarano Toamasina: Nitondra fanazavana misimisy kokoa tamin’ny Mpanao Gazety androany ,ny Chef D’escadron ZO Andriamanovosoa, Chef SRC Toamasina.
πŸ”Ή Fantatra tamin’izany fa petrole, gasoil,ary asidra no ampiasain’ireo mpanao solika mitampoka ary voaporofo tamin’ny fidinana ifotony natao niaraka tamin’ny OMH omaly izany. Tena manimba moteur an fiara sy moto izany ka tsy azo ekena ny fivarotana sy fanaparitahana izany.
πŸ”Ή Ny fanadihadiana no nahalalana fa amidy amin’iny RN5 iny ireo gasoil mitampoka amin’ny vidiny 3000 hatramin’ny 4000ar.
πŸ”Ή Ireo olona roa ireo no tratra aloha fa mbola hokarohina ny mpiray tsikombakomba amin’izy ireo araka ny fanazavany hatrany.

Related Post

ππ‘π„π…π„πŠπ“πˆπŽπ‘π€π’𝐈 π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€

Posted by - avril 17, 2024 0
𝑭𝑨𝑴𝑬𝑻𝑹𝑨𝑯𝑨𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑷𝑨𝑯𝑨𝑳𝑬𝑴𝑨𝑡𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑳𝑢𝑯𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑨𝑹𝒀 𝑨𝑢𝑹𝑰𝑨𝑡’𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑭𝑰𝑫𝑰𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑻𝑨𝑡𝑻𝑬𝑹𝑨𝑯𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑷𝑢𝑳𝑰𝑻𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑡𝑲𝑨𝑷𝑢𝑩𝑬𝑡𝒀 𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑱𝑨𝑲𝑨𝑡𝑨 𝑰𝒁𝑨𝒀 𝑴𝑰𝑭𝑨𝑡𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑨𝑴𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑽𝑬𝑳𝑰𝑹𝑨𝑡𝑢𝑡’𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑳𝑢𝑯𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑴𝑬𝑹𝑬𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒀…