📌 Sambo lehibe iray mpitondra mpizahatany MSC Poesia no agnarany. 2150 ny mpizahantany ato anatin’ity Sambo ity. Avy any Eoropa no Tonga teto Antsiranana ny maraina teo.
Nampidirigny am-ponja vonjimaiky eto Antsiragnana tamin’ny folak’andran’ny Tinainy 17 Jona 2024, i Naïdar raim-pianakaviagna 40 taogno, izay nisandoka ho police…
Antananarivo — Nivadika ho raharaha goavana ny fisamborana sokatra teny amin’ny faritra 67 Ha, ka nahatafidirana am-ponja vonjimaika vehivavy iray…