⛑️ CROIX ROUGE MALAGASY, MORONDAVA MITOHY NY FANETANANA

272 0
⏭️Amin’izao vanimpotoan’ny fahavaratra izao dia mitohy hatrany ny fanetanana ataon’ny mpilatsaka antsitra_po ny Croix rouge Malagasy ato amin’ny Distrikan’ny Morondava ka androany dia tao amin’ny kaominina ambanivohitra Analaiva izy ireo no nanatanteraka izany izay nentina nampafantara ny olona ireo loko filazana loko ary ny tokony atao aloha sy aoriana ary mandritran’ny andron’ny rivodoza na fiakaran’ny rano .
Olona maherin’ny 1500 no voaentana tamin’izany izay nahitana ireo sokajin’olona rehetra eny fa ireo tsy salama namonjy toerm_pitsaboana aza dia nahazo ny anarany.
✍️RA PA

Related Post

𝗟𝗬𝗖𝗘𝗘 𝗣𝗢𝗟𝗘 𝗠𝗢𝗥𝗢𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔 𝗛𝗔𝗥𝗘𝗡𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗘𝗙𝗙𝗜 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗜𝗡𝗧𝗜𝗠𝗢𝗟𝗔𝗟𝗬

Posted by - septembre 9, 2024 0
𝑨𝒓𝒂𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒅𝒊𝒅𝒊𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒍𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 2024-068 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 23 𝑱𝒂𝒏𝒐𝒂𝒓𝒚 2024 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒕𝒂𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝑬𝑭𝑭𝑰 𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑬𝑷𝑷 𝒔𝒚 𝑪𝑬𝑮…