πŸ’₯ ANKILIMALINIKY, TOLIARA 2:TSY MANAIKY NY FITRANDRAHANA FASY MAINTY IREO VAHOAKA AO ANATIN’NY KOMININA MARO VOAKASIKA.

79 0

πŸ’₯ Milahatra manao dia be manamorona ny lalam-pirenena faha 9 iny ireo vahoaka ao anatin’ny Kominin’i Ankilimalinike, Milenake, Ankililoake ary Belalanda, manohitra ny fitrandrahana Fasy mainty izay trandrahan’ny Base Toliara.

πŸ’₯ Tsy manaiky arak’izany ireo fokonolona ireto ka manentana ny fitondram-panjakana n’a ireo olona mikasa hanokatra ity raharaha ity fa dia tsy hanaiky hatraminy farany ireo fokonolona ireto.

πŸ’’ Tsy fantatra moa ny mety ho tohin’ny raharaha fa efa tonga eny antoerana ireo mpitandron’ny filaminana (Zandary) mandamina sy manetana ireo olona mba tsy hihoa-mpefy .

Related Post

NAKOTROKA NY FANKALAZANA NY TAOM-BAVAO MALAGASY TATY AMIN’NY FARITRA ALAOTRA MANGORO

Posted by - mars 12, 2024 0
ππ€πŠπŽπ“π‘πŽπŠπ€ 𝐍𝐘 π…π€ππŠπ€π‹π€π™π€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€πŽπŒ-ππ€π•π€πŽ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ π“π€π“π˜ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π€π‹π€πŽπ“π‘π€ πŒπ€ππ†πŽπ‘πŽ — πŸ‘‰Nankalaza ny taom-baovao Malagasy ny taty amin’ny Faritra…

VITA NY TETEZAN’NY MANANDONA

Posted by - mai 16, 2024 0
Tetezan’i manandona antsirabe faharoaVita soamantsara ary efa azo ampiasaina ny tetezan’i manandona ao antsirabe faharoa mihazo ny RN7Tonga nanolotra izany…