PREFECTURE TOLIARA

282 0

๐Ÿ’ฅ Tonga hanamafy ny fiaraha miasa izay efa nisy nadritra ny 20 Taona ny Firenena Japone, amin’ny alalan’i ABE Koji Masoivoho ny Japon, miasa sy monina eto Madadasikara

๐Ÿ”ฅ Io no fantatra nandritra ny fihaonana aram-pomba ofisialy nataony sy ny mpiara miasa aminy ka noraisin’ny Sekretera jeneralin’ny Prefektiora izay nisolon-tena ny Prefen’i Toliara SOLONDRAZA Arson Thรฉodolin Lydore Adorรฉ.

โšก Fitsidihana ireo tetikasa izay novatsian’izireo vola sy namboarina tamin’ny alalan’ny vahoaka Japoney moa no tena antondian’izireo ankoatry ny fitsidihana ny Seranan-tsambon’i Toliara.

Nangonin’ny Job.

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…

Amparafaravola, nitrangana Kidnaping

Posted by - juin 5, 2024 0
๐‹๐€๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‹๐˜ ๐‘๐Ž๐€ ๐‹๐€๐’๐€๐’๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐€๐Ž ๐Š๐ˆ๐ƒ๐๐€๐๐๐ˆ๐๐† ๐“๐€๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐Ž๐ƒ๐ˆ๐‘๐€๐๐Ž/๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐€๐Œ๐๐€๐‘๐€๐…๐€๐‘๐€๐•๐Ž๐‹๐€ Ny alin’ny Talata 04 Jona 2024 tokony ho tamin’ny sivy ora…