Tonga nanatrika ny lalao iz’ireo androany. Raha ny fantatra dia i ZOKY ALAIN no nanolotra manontolo ny loka , ka izay mandresy dia mahazo ondry iray.
Ny fidinana ifotony atao toy izao no ahalalร na ny olana mianjady amin’ny tanora ka iarahana mijery vahaolana hoy i ZOKY ALAIN,izay sady mandray ny hetahetan’ireo tanora. Hojerena akaiky ny lafiny fanatanjahan-tena hoy izy.
Notanterahana teto Amboasary Atsimo ny fifaninana hazakazaka am-bisikileta izay mirefy 150 km ka nahitana teratany Malagasy sy vahiny anjara. Fantatra…
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ Nambaranโny fitantanana fa misy ny fanavaozana sy fanatsarana eo anivonโny KBM Notanterahina teny aminโny Kianja BAREA Mahamasina…