Fisalorana ny samboady ireo Depite lany tato amin’ny distrika efatra anatiny faritra Androy

562 0
Fisalorana ny samboady ireo Depite lany tato amin’ny distrika efatra anatiny faritra Androy (distrikan’ Ambovombe renivohitra, Tsiombe, Beloha, Bekily).
Hetsika nokakarain’Andriamatoa MILAVONJY Andrasy Philobert solombavambahoaka voafidy teto aminy Distrikan’ Ambovombe androy renivohomparitra. Tonga Nanome voninahitra ny Lanonana ny Filohan’ny Antemierampirenena TOKELY Justin, Ny minisitry ny Jono,ny VPAN Toliara, VPAN Fianarantsoa, ireo solombavambahoaka avy aminy distrika maro samihafa eto Madagascar.
Hetsika iray izany nanehoan’ny Mpampateniny Avy ao Tsimbazaza ny tanjany ao aminy Distriks izay nahalany azy. Ambohimpihaonana tokoa ny anio 12 Octobre 2024. Vory lanona tokoa miandahy miambavy vahoaka ,olona re izay ee. Nandritra io fotoana io ihany koa no nanolorana ny loka goavana ho an’ireo nandresy taminy fianinana maro izay nokarakarainy ka tamin’izany ilay BAJAJ hoan’ny nandresy taminy hazakazaka bisikilita.Naneho ny firaisankinany ireo solombambahoka izay fa iray aina izy ireo ka nanao BASIMENA fomba amampanao aty androy izay tena manana ny lanjany sy ny hasiny tokoa .
Nanafany ity lanonana ny artista ireo fanta-daza toy an’i WAWA, TENSE MENA, AYO NAEJ, TANDROY KIE.
Nangonin’i METATRON Tealongo .
Feon’ny Demokrasia Androy

Related Post

👉𝐅𝐈𝐇𝐀𝐓𝐑𝐄𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 MIOFANA ATO MORONDAVA IREO MPIKAMBANA NY SRMV ANATIN’NY FARITRA MENABE

Posted by - mai 10, 2024 0
✅𝐌𝐢𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐑𝐌𝐕 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐫𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐞𝐧𝐚𝐛𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨…