Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana| Miady mafy amin’ny tsy fandriam-pahalemana

156 0

馃搶 Toamasina: Manohy ny fanatanterahana ny paik’ady ho fametrahana ny Fandriam-pahalemana maharitra ny P么lisim-pirenena,araka ny baiko hentitra avy amin’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana.

馃搶 Nahitam-bokany ny hetsika manokana izay nataon’ireo P么lisy avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina, ka olona fito no voasambotra.

馃搶 Ny 6 amin’izy ireo dia nanao herisetra miharo fanendahana sy sinto-mahery tao Morarano sy Ambolomadinika. Ary ny iray kosa dia tao Ankirihiry.

馃搶 Ny fanadihadiana no nahal脿lana fa misy amin’izy ireo no efa namerin-keloka.

馃搶 Izao vokatra izao no misy ,dia eo ny fiaraha-miasa amin’ny vahoaka,izay ahit脿na ireo olona tsara sitra-po manome loharanom-baovao.

 馃啍 Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

饾悡饾悗饾悁饾悓饾悁饾悞饾悎饾悕饾悁 | 饾悕饾悗饾悆饾悗饾悜饾悁饾悕饾悁 饾悎饾悜饾悇饾悗 饾悤饾悁饾悜饾悩 饾悞饾悎饾悓饾悂饾悁

Posted by - janvier 14, 2024 0
饾悡饾悗饾悁饾悓饾悁饾悞饾悎饾悕饾悁 | 饾悕饾悗饾悆饾悗饾悜饾悁饾悕饾悁 饾悎饾悜饾悇饾悗 饾悤饾悁饾悜饾悩 饾悞饾悎饾悓饾悂饾悁   Notanterahina omaly tao Tanandava ny fandorana ireo vary simba ,izay hita tao amina…