Sary 4: Isan’ny ankizy mianatra eto @ EPP Miandrarivo
Raha jerena Dia mitombo ny taha-pahavitrihan’ny mpianatra noho ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena saingy tsy maharaka sy ratsy loatra ny foto-drafitr’asa koa hanaovana antso avo aminareo Mpitondra fanjakana miahy izany.
Efa nisy antontan-taratasy mikasika azy io nataon’ny Tale sy ireo tompon’andraiki-panjakana rehetra aty ifotony, (Tale, ZAP, CISCO, …sns).
Alakamisy 27 Febroary β Naneho firaisan-kina sy fahavononana hiara-hiasa ho anβny tombontsoanβny vahoaka ireo Filoham-pokontany miisa 24 sy ny Mpitan-tsoratra…