Distrikan’ny Soanierana Ivongo :Tandidinon-doza ireo ala arovana .

701 0

๐Ÿ“Œ Distrika mbola misy ala ny raha i Soanierana Ivongo indrandra ireo toerana izay voaaro izay tantanan’ny MNP Madagascar National Parc .

๐Ÿ“Œ Misy anefa ireo olona mitrandraka ala sy arena ankibony tany toy ny vatosoa , isany manimba ny ala anefa ny fitrandrahana tsy ara-dalana ka ilana ny fiarahamientany fokonolona sy ny tomponandraikitra ifoton’ny . Maro ihany koa ny vatosoa mivoaka sy tratra fa tsy hita ny iafarany .

๐Ÿ“Œ Ka misy ny fametrahana ireo COSAP hiara hitantsoroka amin’ny fiarovana ny ala eny ifotony. Manazava ny Lehiben’ny FILEOVANA eto Fenoarivo Atsinanana RASOLOMAMPIONONA Emmanuel

๐Ÿ†” Nangonin’i Brudo Raseta

Related Post

๐Œ๐€๐๐€๐Š๐€๐‘๐€ | ๐Œ๐ˆ๐‘๐Ž๐๐†๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐Ž๐‘๐„๐๐€๐๐€ ๐“๐’๐˜ ๐Œ๐€๐๐€๐‘๐€-๐ƒ๐€๐‹๐€๐๐€

Posted by - septembre 26, 2024 0
Tena azo atao ve sa ยซย ๐œ๐จ๐ง๐ฌ๐ญ๐ซ๐ฎ๐œ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ข๐ฅ๐ฅ๐ข๐œ๐ข๐ญ๐žย ยป ity รฉtage Kely miforona ao bazar ity? Araka ny heno mantsy dia tsy…