Fiaraha-monina Omby vavy miisa 3 no nofirain’olona tsy fantatra Posted on novembre 27, 2023 at novembre 28, 2023 by feonydemokrasia 407 0 Tranga hafa kely Mangabe Maroantsetra : Omby vavy miisa 3 no nofirain’olona tsy fantatra tao amin’ny fokontany Mangabe, Maroantsetra ny 26 Novambra lasa teo. Tsy fantatra mazava ny antony na sotasota na fihalonana na zavatra hafa mihitsy. Teny an-tanimbary ireto omby ireto no nosomparana ka mampametrampanontaniana ny maro ary tamin’ny andro mbola mazava. Nisy tamin’ireo omby no tapaka ny tongony noho ny ratra lalina nahazo azy (hoditra sisa no mitazona ny tongony havanana amin’ny ilam-bodiny) ,ary nisy ihany koa ny voafira hatrany amin’ny sofiny roa. Ary ny 2 tamin’ireo omby ireto no bevohoka. Misokatra ny fanadihadiana Nangonin’i Malala Tsa
๐๐๐ฌ๐๐ค๐๐ฒ (๐๐๐ง๐๐๐) : ๐ ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐ข๐ญ๐, ๐ณ๐๐ณ๐ ๐๐ข๐ ๐๐๐ ๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐๐ข๐ง๐๐จ๐ฆ๐ข๐ง-๐๐จ๐ณ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ Posted by Ra PA - avril 5, 2026 0 Ao aminโny faritra Menabe, andrefanโi Madagasikara, mitombo isanโandro ireo olona mitady harena ankibonโny tany. Ao aminโny kaominina ambanivohitra Dabolava, distrikanโi…
๐๐๐ก๐๐ข๐ฉ๐๐ก๐ ๐ง๐ข๐ ๐๐๐ก’๐๐ญ๐๐๐ ๐ ๐ข๐ ๐๐ ๐๐ฅ๐๐ข ๐๐ฆ๐ ๐ฉ๐๐ง๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ก๐ข๐ฆ๐ฌ Posted by feonydemokrasia - aoรปt 31, 2024 0 ๐๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ mifanaraka amin’ny voarakitra ao amin’ny Drafitra…
DISITRIKA NY BENENITRA SOLOMBAVAMBAHOAKA NY BENENITRA SY IREO STAFF REHETRA Posted by feonydemokrasia - janvier 14, 2025 0 Totosa tamin’ny alahady teo ny Firahabana nahatratra taona vaovao izay natao Atao SOLOMBAVAMBAHOAKA ny Benenitra nasainy manokana koa Ireo Olobe…
TETIKโASA HIAKA | NISY FIFOFANANA NOMENA ANโIREO VEHIVAVY TANTSAHA Posted by feonydemokrasia - juin 20, 2024 0
Tsingerin-taona nahaterahana | feno 88 taona niainana teto an-tany i Mama Tiana Posted by feonydemokrasia - mars 28, 2026 0 Antananarivo, 28 Martsa 2026 โ Nankalaza ny faha-88 taonany taminโny fomba tsotra nefa feno hafaliana i ๐ ๐ฎ๐บ๐ฎ ๐ง๐ถ๐ป๐ฎ, na i…