PORT-BERGE | NANGATAHIN’NY VAHOAKA HIROTSAKA HO DEPIOTE Dr ADOLPHE FIAREMA

205 0

๐๐Ž๐‘๐“-๐๐„๐‘๐†๐„ | ๐๐€๐๐†๐€๐“๐€๐‡๐ˆ๐’๐๐˜ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€ ๐‡๐ˆ๐‘๐Ž๐“๐’๐€๐Š๐€ ๐‡๐Ž ๐ƒ๐„๐๐ˆ๐Ž๐“๐„ ๐ƒ๐ซ ๐€๐ƒ๐Ž๐‹๐๐‡๐„ ๐…๐ˆ๐€๐‘๐„๐Œ๐€ ๐“๐„๐Ž ๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐“๐€๐“๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€ ๐๐„๐’๐๐˜ ๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐™๐˜.

Manana zo hahafantatra ny vokatry ny fandoavan-ketra ny vahoaka, ny mandat rahateo efa tapitra ka rariny raha hanao tatitry ny fitantanana ny mpitondra, hoy Dr Fiarema Adolphe Ben’ny tanร nan’i Port-Bergรฉ renivohitra. Isaky ny faran-taona dia manao tatitra amin’ny vahoaka ny tenany nandritra ny 04 taona. Niainga avy tamin’ny tsy nisy ny Commune Urbaine Port-Bergรฉ tany amin’ny taona 2015 Nahavoafidy azy voalohany, sahirana tamin’ny fitaovana, karaman’ny mpiasa, fanaovana tatikasa isan-karazany.

Niova tanteraka izany ankehitriny satria sady manana fitaovana tsara sy raitra ny Kaominina no mahaloa karaman’ny mpiasa tsy mitapaka, nahavita tetikasa maro toy ny fanatsarana zavatra efa teo, fananganana zava-baovao ary manana ambim-bava. Avy tamin’ny vahoaka izany satria tafapaka any amin’izy ireo ny fanentanana ny tokony handoavan-ketra. Izany no mahatonga ny Kaominina mampahafantatra ny fizotry ny fiainanany ho an’ny vahoaka tompon’ny vola no sady misaotra azy ireo.

Ireo no nivoitra nandritra ny tatitra ho an’ny daholobe teo amin’ny vavahadin’ny Kaominina nataon’ny Ben’ny tanร na, Dr Adolphe Fiarema ny asabotsy 16 Marsa folakandro. Nampianatra ny vavoaka hahasahy Hitsikera, hanakiana ny Ben’ny tanร na raha mahita ny tsy mety. ยซAza isaorana amin’ny asa tokony hataonay izahay (mpitondra) fa teneno (kiano) amin’ny asa tsy vitanayยป, hoy rahateo ny teny filamatr’ity olom-boafidy ity.

Rehefa nomena malalaka haneho hevitra ireo vahoaka Taorian’izay dia ankoatry ny fanomezana soso-kevitra hanatsarana ny tanร na dia nangataka azy ho kandidร  Solombavambahoaka ny maro an’isa tamin’ny mpandray fitenena. Noho ny fahasahiana miteny dia mendritra ho mpisolo vava, hoy izy ireo. Nilaza handinika aloha ny Ben’ny tanร na amin’izany fangatahan’ny maro izany. Hanome valinteny atsy ho atsy ho na ENY na TSIA, hoy ny fehin-teniny.

Nangonin’i Gabin Eloi

Related Post

แดษชแด€ษดแด…ส€แด€ษดแด…ส€แด€ แด›แด€ษดแด›sแดส€แดแด‹แด€ แด€แด ส แด€แดษชษด’ษดส า“ษชแด›แดษดแด…ส€แด€ษดแด€ ษชส€แด‡แด แด แด‡สœษชแด แด€แด ส แด›แด€ษดแด›sแด€สœแด€ แด‡แด›แด แดแด€แด…แด€ษขแด€sษชแด‹แด€ส€แด€. แด€ษดษชsแด€ษด’ษดส า“ษชแด‹แด€แดส™แด€ษดแด€ษดแด€ ษดแด€แดแด˜ษชsแด‡สœแด ษดส แดแด€สœแด€ ษชแดขส แด€แดขส ษดแด€ษดแด…ส€ษชแด›ส€แด€ ษดส แด€ษดแด…ส€แด แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด›แด€ษดส สœแด แด€แดขส ษชส€แด‡แด ษดส า“แด€ส€แด ษดแด sแด€แด…ส ษดแด€ษดแด€แด า“แด€ษดแด€แดส™แด€ส€แด€ษดแด€ แด›แด€แดษชษด’ษดส แด€ษดแด€ส€แด€ษด’ษชส€แด‡แด า“แด€ส€ษชแด›ส€แด€ ส€แด‡สœแด‡แด›ส€แด€ แดษชsส แด€แดขส แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด€ ษดส ษดแดsส.

Posted by - octobre 17, 2024 0
Ankalazaina isaky ny 15 oktobra ny ยซย Journรฉe Internationale des Femmes Ruralesย ยป (JIFR). Fotoana ahafahan’ireo vehivavy misehatra amin’ny asa fambolena sy…

CITร‰ DES CULTURES

Posted by - octobre 5, 2024 0
Ivontoerana ara_kolontsaina iray nosokafanย ยปny BOA nisokatra nanomboka ny volana mey 2024 lasa teo eny Antaninarenina.Entina hampiroboroboana kolontsaina samihafa. Ahitana efitrano…

โ€œ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ซ๐š๐ซ๐ข๐ง๐ฒ!โ€ โ€” ๐“๐จ๐ฏ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ฅ๐š๐ฌ๐ข๐›๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ก๐ž๐ซ๐ข๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š๐ง๐š

Posted by - octobre 5, 2025 0
๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : ๐—ง๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒฬ ๐—ฟ๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ต๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐˜† ?? Tovovavy mpianatra iray eny aminโ€™ny…