๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ – ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฑ ๐—ง๐—ฟ๐˜‚๐—บ๐—ฝ!

447 0
๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ – ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฑ ๐—ง๐—ฟ๐˜‚๐—บ๐—ฝ!
(๐–ญ๐—‚๐—Œ๐—’ ๐—‡๐—‚๐—๐—‚๐–ฟ๐—‚๐—๐—‹๐–บ ๐—๐–พ๐—ˆ ๐–บ๐—†๐—‰๐–บ๐—‡๐–บ๐—ˆ๐—๐–บ๐—‡๐–บ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐—‰๐—‚๐–พ๐—…๐–พ๐—“๐–บ๐—‡-๐—„๐–พ๐—๐—‚๐—๐—‹๐–บ)
โ˜†Hatairana no nandrenesan`ny vahoaka Amerikana nanatrika ny fampielezan-kevitra nataon`ny filoha teo aloha, Donald Trump ny poa-basy nataon`olona iray nilasa hifofo ain`ny Kandida filoham-pirenena avy amin`ny antoko Repoblikanina ity omaly sabotsy 13 jolay tao Pennsylvanue. Nirefotra in-tsivy ny basy, naratra ny sofin`i Trump iray vokatra izany.
Salama tsara i Donald Trump na dia nisy ratra aza, hoy ny tompon`andraikitra manokana ny fiaraovana azy. Nanofahofa tanana ity filoha amerikana ity teo ampitondrasana azy ho tsaboina. Nampahery azy tamin`ny alalan`ny feo avo ireo mpanohana azy.
Fantatra koa fa maty ilay rangahy nanao asa ratsy, mbola mifamahofaho ny vaovao momba azy na namono tena na koa voatifitry ny mpiambina an`ny kandida Repoblikanina ity izy. Misy olona hafa maratra vokatry izany. Naneho ny tsy fankasitrahany zavatra izao ny filoha amperinasa, Joe Biden.
Nangonin’i ๐–ข๐—…๐–บ๐—Ž๐–ฝ๐—‚๐—ˆ

Related Post

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
๐•๐Ž๐๐‰๐„๐Ž ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐€๐๐€๐Š๐Ž๐Œ๐๐˜ ๐…๐€ ๐€๐“๐€๐Ž๐’๐๐˜ ๐ƒ๐€๐‡๐€๐‹๐Ž ๐“๐€๐Œ๐๐ˆ๐Œ-๐๐€๐‘๐€๐•๐€๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Œ๐๐ˆ๐…๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€ ๐Œ๐Ž๐๐ˆ๐๐€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…

SAKARAHA SALAMA

Posted by - octobre 3, 2024 0
Niainga avy eto Sakaraha ny sidina voalohany amin’ny Drone nampitondraina Fanafody fanefitra (Vaccin), hoan’ireo CSB II any amin’ireo Kominina ato…