POLISIM-PIRENENA SOAVINANDRIANA ITASY: NAHAZO MOTOCROSS MIISA 4 HANAMORANA NY ASA

236 0
πŸŽ€POLISIM-PIRENENA SOAVINANDRIANA ITASY: NAHAZO MOTOCROSS MIISA 4 HANAMORANA NY ASAπŸŽ€
 
β­• Tao anatin’ny efa-taona izay dia tsapa azo tsapain-tanana ary betsaka ny vokatra sy ny ezaka vita mahakasika ny fandriampalemana tao amin’ny faritry Soavinandriana ITASY raha hoPolisim-pirenena Soavinandriana Itasysysysy manokana.
 
πŸ›‘Tombony lehibe sy goavana ny fananan’ny POLISIM-PIRENENA ao an-toerana ireto motocross πŸ›΅πŸοΈ miisa 4 ireto satria hanamora ny asan’izy ireo amin’ny toerana saro-dalana izany;fa indrindra ahafahana manampy ireo zandary sy ny tafika hatrany ambanivohitra lavitra any ankoatra ny asa sahanin’izy ireo ao andrenivohitr’itasy.
 
β›” Ankoatran’ny polisim-pirenena SOAVINANDRIANA ITASY dia nisitraka izay fanomezana motocross izay ihany koa ny Zandarimariam-pirenena izay nahazo 4 ; raha
toa ka miisa 3 ny an’ny Tafika Malagasy .
 
πŸ›‘Fampitaovana izay tafiditra anaty fandaharanasan’ny CIAD.Ary ny Solombavambahoakan’i SOAVINANDRIANA sy ny lehiben’ny distrika tao an-toerana no nanolotra ireo moto ireo.
 
❌Tonga nanome voninahitra ny lanonana ny kaomandin’ny Groupement de la gendarmerie Itasy, ny kaomandin’ny Compagnie, ny jeneraly Rafalimanana LΓ©onard Gabriel, kaomandin’ny ZDS Tsiafajavona, ny lehiben’ny CAPSAT sy ny Chef CAB eo anivon’ny Fitaleovam-paritry ny ny Filaminam-bahoaka (DRSP) Itasy, nisolotena an’ny Tale.
 
‼️Mahazo mahatoky araka izany ny mponin’i SOAVINANDRIANA ITASY fa vao Maika ihatsara hatrany ny fandriampalemana ao an-toerana.‼️
Nangonin’i Malala Tsa

Related Post

SAKARAHA SALAMA

Posted by - octobre 3, 2024 0
Niainga avy eto Sakaraha ny sidina voalohany amin’ny Drone nampitondraina Fanafody fanefitra (Vaccin), hoan’ireo CSB II any amin’ireo Kominina ato…

VOHITRA VOHITRAMBO, COMMUNE MIARINAVARATRA, DISTRIKAN FANDRIANA

Posted by - juillet 10, 2024 0
π•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π•πŽπ‡πˆπ“π‘π€πŒππŽ, π‚πŽπŒπŒπ”ππ„ πŒπˆπ€π‘πˆππ€π•π€π‘π€π“π‘π€, πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π π…π€ππƒπ‘πˆπ€ππ€ — Velon-taraina ny Mponina nohon’ny fahasimban’ny Β« PilΓ΄ne eto Vohitrambo Β» izay mamatsy fifandraisana…