VOHITRA VOHITRAMBO, COMMUNE MIARINAVARATRA, DISTRIKAN FANDRIANA

448 0
๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€๐Œ๐๐Ž, ๐‚๐Ž๐Œ๐Œ๐”๐๐„ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐ˆ๐๐€๐•๐€๐‘๐€๐“๐‘๐€, ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€
๐Ÿ“Œ Velon-taraina ny Mponina nohonโ€™ny fahasimban’ny ยซ Pilรดne eto Vohitrambo ยป izay mamatsy fifandraisana ny tanana Vohitrambo, Mianarivatra, manontolo sy ny manodididina.
๐Ÿ“Œ Araka ny fampitam-baovao, dia efa nisy ny fandefasana fitarainana an-tsoratra nalefa tany aminโ€™ny Tomponโ€™andraikitry ny Orinโ€™asa Telma, efa nalefa taminโ€™ny Onjam-peo rehetra tany an-toerana, ary nampiarina hatrany aminโ€™ny haino aman-jery ao Vakinankaratra ao izany, fa hatraminโ€™ny ora hanoratanay izao, dia tsy misy valiny.
๐Ÿ“Œ Vokatrโ€™izay tsy fahatomombanana izay anefa dia fatiantoka maro no iainanโ€™ny mponina, ny tsy fahafahana miserasera andaniny fa tapaka ihany koa ny fandraisam-bola aminโ€™ny alalanโ€™ny finday ankilany. Noho izany dia manao antso avo ny Mponina mba hijerena akaiky ity fahavoazana lehibe manjo azy ireo ity.
Manantena valiny mahafam-po izy ireo, raha teo am-pamaranana ny taratasy nalefany.
๐Ÿ“ƒ Hafatra nampitan’i : Rakoto Malala
๐Ÿ“ท : Fanehoana
Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 3 ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ

Posted by - juillet 22, 2024 0
๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 3 ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ (๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’š ๐’„๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’…๐’‚๐’• ๐’๐’Š๐’ƒ๐’“๐’†, ๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’`๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ ๐’”๐’†๐’“๐’—๐’Š๐’„๐’† ๐’…`๐’†๐’™๐’‚๐’Ž๐’†๐’ ๐’—๐’๐’๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’•๐’‚๐’‡๐’Š๐’…๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’„๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’…๐’‚๐’•…

Antoko Tiako i Madagasikara | Namboly hazo teny Imerinkasinina

Posted by - fรฉvrier 3, 2024 0
๐๐€๐Œ๐๐Ž๐‘๐ˆ๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜ ๐‡๐ˆ๐’๐Ž๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐€๐Ž ๐€๐๐€๐“๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐‹๐ˆ๐’๐ˆ๐Œ-๐๐ˆ๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‹๐Ž๐‡๐€ ๐“๐„๐Ž ๐€๐‹๐Ž๐‡๐€ ๐Œ๐€๐‘๐‚ ๐‘๐€๐•๐€๐‹๐Ž๐Œ๐€๐๐€๐๐€ Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay…