POLISIM-PIRENENA SOAVINANDRIANA ITASY: NAHAZO MOTOCROSS MIISA 4 HANAMORANA NY ASA

362 0
๐ŸŽ€POLISIM-PIRENENA SOAVINANDRIANA ITASY: NAHAZO MOTOCROSS MIISA 4 HANAMORANA NY ASA๐ŸŽ€
 
โญ• Tao anatin’ny efa-taona izay dia tsapa azo tsapain-tanana ary betsaka ny vokatra sy ny ezaka vita mahakasika ny fandriampalemana tao amin’ny faritry Soavinandriana ITASY raha hoPolisim-pirenena Soavinandriana Itasysysysy manokana.
 
๐Ÿ›‘Tombony lehibe sy goavana ny fananan’ny POLISIM-PIRENENA ao an-toerana ireto motocross ๐Ÿ›ต๐Ÿ๏ธ miisa 4 ireto satria hanamora ny asan’izy ireo amin’ny toerana saro-dalana izany;fa indrindra ahafahana manampy ireo zandary sy ny tafika hatrany ambanivohitra lavitra any ankoatra ny asa sahanin’izy ireo ao andrenivohitr’itasy.
 
โ›” Ankoatran’ny polisim-pirenena SOAVINANDRIANA ITASY dia nisitraka izay fanomezana motocross izay ihany koa ny Zandarimariam-pirenena izay nahazo 4 ; raha
toa ka miisa 3 ny an’ny Tafika Malagasy .
 
๐Ÿ›‘Fampitaovana izay tafiditra anaty fandaharanasan’ny CIAD.Ary ny Solombavambahoakan’i SOAVINANDRIANA sy ny lehiben’ny distrika tao an-toerana no nanolotra ireo moto ireo.
 
โŒTonga nanome voninahitra ny lanonana ny kaomandin’ny Groupement de la gendarmerie Itasy, ny kaomandin’ny Compagnie, ny jeneraly Rafalimanana Lรฉonard Gabriel, kaomandin’ny ZDS Tsiafajavona, ny lehiben’ny CAPSAT sy ny Chef CAB eo anivon’ny Fitaleovam-paritry ny ny Filaminam-bahoaka (DRSP) Itasy, nisolotena an’ny Tale.
 
โ€ผ๏ธMahazo mahatoky araka izany ny mponin’i SOAVINANDRIANA ITASY fa vao Maika ihatsara hatrany ny fandriampalemana ao an-toerana.โ€ผ๏ธ
Nangonin’i Malala Tsa

Related Post

Depiotรฉ Haja Dinah | nanampy ny voafonja ao Toamasina

Posted by - fรฉvrier 22, 2026 0
๐ƒ๐„๐๐ˆ๐Ž๐“๐„ฬ ๐‡๐€๐‰๐€ ๐ƒ๐ˆ๐๐€๐‡ ๐’๐˜ ๐Œ๐€๐ƒ๐Œ๐€๐— : ๐๐ˆ๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€ ๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€ ๐๐˜ ๐…๐Ž๐๐‰๐€ ๐’๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐•๐Ž๐€๐…๐Ž๐๐‰๐€ ๐“๐€๐Ž ๐€๐Œ๐๐€๐‹๐€๐“๐€๐•๐Ž๐€๐‡๐€๐๐†๐˜ ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ Nitohy…

๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ยซย ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒย ยป

Posted by - fรฉvrier 28, 2024 0
Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatinโ€™ny tetikasa โ€œ๐—จ๐—ป รฉ๐—นรจ๐˜ƒ๐—ฒ, ๐—จ๐—ป ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒโ€ izay nanentananโ€™IOโ€™RENALA ny…