NAIDITRA AM-PONJA ILAY LEHILAHY TRATRA NITONDRA SOKATRA MIISA 50

158 0
TOBY FIANTSONANโ€™NY TAXI-BROUSSE FASANโ€™NY KARANA
NAIDITRA AM-PONJA ILAY LEHILAHY TRATRA NITONDRA SOKATRA MIISA 50
๐Ÿ“Œ Vokatry ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ny Polisim-pirenena sy ny Ministeranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandroaoana Lovainjafy dia tra-tehaky ny Polisin’ny Commissariat CSP5 Mahamasina miasa eny amin’ny fiantsonan’ny taxi-brousse Fasanikarana ny lehilahy iray nitondra sokake na Astrochelys radiata miisa 50 avy any Beloha Androy.
 
๐Ÿ“Œ Taorianโ€™ny fanadihadiana dia naiditra am-ponja vonjimaika io lehilahy tratra io.
 
๐Ÿ“Œ Tsy milefitra aminโ€™ny fitrandrahana tsy ara-dalร na ny harena voajanahary ny Ministera sy ny mpampihatra lalร na ary manohy hatrany ny ezaka fanenjehana izany aminโ€™ny fampiharana ny โ€œtolรฉrance Zeroโ€.
 
๐Ÿ“Œ Manasa antsika tsy hisalasala hiantso ny #laharana_maitso ๐Ÿ“ž 955 raha mahatsikaritra tranga fitrandrahana an-tsokosoko ny harena voajanahary.
 
๐Ÿ†” Nangonin ‘Lay  Mahintsy

Related Post