๐—›๐—–๐——๐——๐—˜๐—— : ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—™๐—œ๐——๐—ฌ ๐—๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—›๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ง๐—˜๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—š๐—”๐—ญ๐—˜๐—ง๐—ฌ

335 0
 ๐—›๐—–๐——๐——๐—˜๐—— : ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—™๐—œ๐——๐—ฌ ๐—๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—›๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ง๐—˜๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—š๐—”๐—ญ๐—˜๐—ง๐—ฌ
Tontosa, ny alakamisy 1 febroary 2024, ny fifidianana ny solotenan’ny Ordre des Journalistes de Madagascar, eo anivon’ny Filankevitra Ambony ho amin’ny Fiarovana ny Demokrasia sy ny Fanjakana Tan-dalร na (HCDDED).
 
Toy izao ny vokatry ny fifidianana :
โ–ช๏ธIsan’ny mpifidy : 47
โ–ช๏ธ Isan’ny nandatsa-bato : 46
โ–ช๏ธ Vato fotsy : 2
โ–ช๏ธ Vato maty : 2
โ–ช๏ธ Isa azon’ireo kandida :
โ–ช๏ธ Andrianjaka Fetraniaina : 3
โ–ช๏ธ Rasoanarivo Haja Niaina : 7
โ–ช๏ธ Randriamanga Tsilaviny : 1
โ–ช๏ธ Klimchand Marc Antoine : 4
โ–ช๏ธ Rakotozanany Jean Hervรฉ : 5
โ–ช๏ธ Razanakoto Mamy Andriatsitohaina : 1
โ–ช๏ธ Randrianarisoa Riana Raymonde : 2
โ–ช๏ธ Raharison Andry : 7
โ–ช๏ธ Randrianindrina Zoelson : 2
โ–ช๏ธ Ramarosaona James : 10
 
๐Ÿค Mankasitraka ny fiaraha-mientan’ny rehetra tao anatin’ny fanatontosana ny fifidianana. Nahitana ny e-fandrai Madagascar izay nanangana sy nanamboatra ny plate forme an’habaka, nanatotosana ny ย ยป vote en ligneย ยป , ny vaomiera iraisana isasahana (CPC), ny KMF-CNOE.
Mankasitraka ireo kandida tsy an-kanavaka.
 
โž–Miarahaba sy mirary soa ny mpanao gazety voafidy, James Ramarosaona.
โž–Halefa ho amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika ny fitanana an-tsoratra, ahitana fototra ny voka-pifidianana, araka ny voafaritry ny lalร na.

Related Post

๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€๐•๐Ž๐€๐•๐Ž | ๐“๐€๐๐˜ ๐€๐Œ๐€๐-๐‰๐€๐“๐Ž๐๐˜ ๐‡๐„๐Š๐“๐€๐‘๐€ ๐‹๐€๐’๐€๐โ€™๐๐˜ ๐Ž๐‹๐Ž๐๐€ ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€ โ€œ๐“๐’๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐Ž๐•๐€โ€

Posted by - novembre 4, 2025 0
ยซ ๐‘จ๐’—๐’†๐’“๐’†๐’๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’‚๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’Š๐’๐’‚๐’š, ๐’”๐’๐’๐’๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’“๐’‚๐’๐’๐’๐’‚๐’š ๐’๐’๐’…๐’๐’“๐’‚๐’๐’‚๐’, ๐’‚๐’—๐’†๐’“๐’†๐’๐’ ๐’๐’š ๐’—๐’๐’Œ๐’‚๐’•๐’“๐’‚๐’š ๐’๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’“๐’†๐’… ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‹๐’๐’“๐’ ๐’ฬ‚! ๐‘ฝ๐’๐’๐’‹๐’†๐’ ๐’“๐’† ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’š !…

TOLIHO SAKARAHA |SAKARAHA

Posted by - juillet 13, 2024 0
Firaisankina no hoentina hampandroso ny Faritra na Distrika iray ary fifanomezantanana. Tsy solombavambahoaka izay nifidy ahy aho hoy RAPHAEL Jean…