NAIDITRA AM-PONJA ILAY LEHILAHY TRATRA NITONDRA SOKATRA MIISA 50

350 0
TOBY FIANTSONAN’NY TAXI-BROUSSE FASAN’NY KARANA
NAIDITRA AM-PONJA ILAY LEHILAHY TRATRA NITONDRA SOKATRA MIISA 50
πŸ“Œ Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Polisim-pirenena sy ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandroaoana Lovainjafy dia tra-tehaky ny Polisin’ny Commissariat CSP5 Mahamasina miasa eny amin’ny fiantsonan’ny taxi-brousse Fasanikarana ny lehilahy iray nitondra sokake na Astrochelys radiata miisa 50 avy any Beloha Androy.
 
πŸ“Œ Taorian’ny fanadihadiana dia naiditra am-ponja vonjimaika io lehilahy tratra io.
 
πŸ“Œ Tsy milefitra amin’ny fitrandrahana tsy ara-dalΓ na ny harena voajanahary ny Ministera sy ny mpampihatra lalΓ na ary manohy hatrany ny ezaka fanenjehana izany amin’ny fampiharana ny β€œtolΓ©rance Zero”.
 
πŸ“Œ Manasa antsika tsy hisalasala hiantso ny #laharana_maitso πŸ“ž 955 raha mahatsikaritra tranga fitrandrahana an-tsokosoko ny harena voajanahary.
 
πŸ†” Nangonin ‘Lay  Mahintsy

Related Post

Amparafaravola, nitrangana Kidnaping

Posted by - juin 5, 2024 0
π‹π€π‡πˆπ‹π€π‹π˜ π‘πŽπ€ 𝐋𝐀𝐒𝐀𝐍’𝐍𝐘 πŒππ€ππ€πŽ πŠπˆπƒππ€πππˆππ† π“π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽπƒπˆπ‘π€ππŽ/πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππ€π‘π€π…π€π‘π€π•πŽπ‹π€ Ny alin’ny Talata 04 Jona 2024 tokony ho tamin’ny sivy ora…

CROIX ROUGE MALAGASY

Posted by - janvier 15, 2025 0
Nanatanteraka hetsika fanetanana ireo mpilatsaka antsitra_po avy ao amin’ny croix rouge Malagasy ato Morondava manatanteraka fanairana sy fanetanana mikasika ny…