๐‡๐ข๐ก๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ก๐š๐ญ๐š๐จ๐ง’๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐š๐จ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐š๐ค๐ข๐š๐ง๐š ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐‘๐ž๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ซ’๐ข ๐๐ž๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ค๐š

99 0
Toamasina: hihamafy ny tolona hataon’ireo mpanao fitakiana rahampitso 13 octobre 2025, hoy ny solotenan’ireo KMT na Kรดmity Mandrindra ny tolona eto Toamasina ,raha nitafa tamin’ny mpanao gazety ny hariva teo.
โ–ถAnkoatra ireo GenZ sy GenY dia nanentana an’ireo olona niharan’ny tsindry hazolena vokatry ny kolikoly sy ny ady tany iz’ireo mba ho tonga eny amin’ny Stadium Barikadimy manomboka amin’ny sivy ora maraina. Betsaka ny olana misy hoy iz’ireo ka izay no anton’ny fitakiana fanovร na.
โ–ถ Raha ny fantatra dia hoavy hanatevin-daharana azy ireo,ny fikambanana sy vondron’olona maro,ary ireo mpiasam-panjakร na mivondrona ao anatin’ireo Syndicat manao fitakiana.
โ–ถNisaotra sy nidera ny mpitandro ny filaminana eto Toamasina iz’ireo amin’ny fitandroana ny filaminana ka mandray fepetra manoloana ireo olona manararaotra ny hetsika ka te hanao fandrobร na

Related Post

๐Œ๐„๐๐€๐๐„ ; ๐Ž๐๐† ๐’๐€๐‡๐ˆ ๐“๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Ÿ—๐Ÿ•% ๐“๐€๐๐‰๐Ž๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐€๐Š๐€

Posted by - novembre 15, 2024 0
๐‘ต๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’Œโ€™๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’›๐’‚๐’š ๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’ ๐’—๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ถ๐‘ต๐‘ฎ ๐‘บ๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฐ ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’‚๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚ 15 ๐‘ต๐’๐’—๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’† 2025 ๐’Œ๐’‚…