π Firenena 183 no nanao sonia ny Sonia CITES (Convation sur le Commerce International des EspΓ¨ces de faune et de Flore Sauvages menacΓ©e d’extension), anisan’io i Madagasikara.
π Izany indrindra no mahatonga ny Talem-paritry ny Tontolo iainana sy Fampandrosoana Lovain-jafy ato anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana MARA Edena, tsy manao ambanin-dra ny fiarovana ireo biby sy zava-maniry arovana. JABIHY 28 gony no tratran’ireo zandary avy ao Mahaboboke izay eo ambany fiahian’ny kompania Toliara I ka tsy maintsy no giazana ka natolotry ny DREDD Atsimo Andrefana ireo hazo mba ho karakaraina ka hamerina azy any amin’ny toerana eretreretina mba hiverenan’ny fahavelomany.
π Mbola nanentana hatrany moa ny Talem-paritry ny Tontolo iainana sy Fampandrosoana Lovain-jafy Atsimo Andrefana ny hiarovana hatrany ireo biby sy hazo arovana ary tsy handefitra amin’ireo olona minia tsy mahafantatra an’izany.
π Joachim Ambroise