๐•๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐๐€ ๐€๐๐๐„๐‹ ๐Œ๐€๐ƒ๐€๐†๐€๐’๐ˆ๐Š๐€๐‘๐€ : ๐๐ˆ๐€๐‘๐€๐‡๐€๐๐€ ๐๐€๐‡๐€๐“๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐“๐€๐Ž๐๐€ ๐’๐˜ ๐๐ˆ๐“๐€๐…๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐’๐„๐‘๐€๐’๐„๐‘๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐Š๐Ž๐‹๐Ž๐๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€

318 0
๐Ÿ›‘ Tontosa androany 10 Febroary 2025 tetsy amin’ny misteran’ny serasera sy ny kolontsaina Nanisana ny fifampiharabana nahatratry ny taona 2025 teo amin’ny mpanao Gazety anabaka sy Ramatoa minisitra MARA DONNA.
๐Ÿ›‘ Nisongadina nandritra ny fiaonana ny mahakasika ny antompisian’ny gazety anabaka sy ireo tetikasa maro be hiarahan-dramatoa minisitra hiasa amin’ny mpanao gazety anabaka : VONDRONA APPEL MADAGASIKARA.
๐Ÿ›‘ Gazety anabaka miisa 15 ankehitriny no mandrafitra ny VONDRONA APPEL MADAGASIKARA ary mpanao gazety matianina avokoa no misehatra @ity VONDRONA ity fa indrindra manana ny karatra maha mpanao gazety avy amin’ny OJM.
๐Ÿ›‘ Tanjona ,ny hametrahana ny Gazety anabaka @ lenta ambony eo @ sehatry ny asa fanaovangazety fa indrindra ny ahaizan’ny rehetra manavaka ny tena mpanao gazety sy ny hosoka,
MBA ho mpanao gazety mamoaka vaovao marina .
๐Ÿ›‘ Anisan’ny mandrafitra ny VONDRONA APPEL MADAGASIKARA moa ny Gazety anabaka FEON’NY DEMOKRASIA izay misandrahaka manerana ny faritra miisa 24.

Related Post

PREFECTURE TOLIARA

Posted by - mars 20, 2024 0
๐Ÿ’ฅ Tonga hanamafy ny fiaraha miasa izay efa nisy nadritra ny 20 Taona ny Firenena Japone, amin’ny alalan’i ABE Koji…

แดษชแด€ษดแด…ส€แด€ษดแด…ส€แด€ แด›แด€ษดแด›sแดส€แดแด‹แด€ แด€แด ส แด€แดษชษด’ษดส า“ษชแด›แดษดแด…ส€แด€ษดแด€ ษชส€แด‡แด แด แด‡สœษชแด แด€แด ส แด›แด€ษดแด›sแด€สœแด€ แด‡แด›แด แดแด€แด…แด€ษขแด€sษชแด‹แด€ส€แด€. แด€ษดษชsแด€ษด’ษดส า“ษชแด‹แด€แดส™แด€ษดแด€ษดแด€ ษดแด€แดแด˜ษชsแด‡สœแด ษดส แดแด€สœแด€ ษชแดขส แด€แดขส ษดแด€ษดแด…ส€ษชแด›ส€แด€ ษดส แด€ษดแด…ส€แด แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด›แด€ษดส สœแด แด€แดขส ษชส€แด‡แด ษดส า“แด€ส€แด ษดแด sแด€แด…ส ษดแด€ษดแด€แด า“แด€ษดแด€แดส™แด€ส€แด€ษดแด€ แด›แด€แดษชษด’ษดส แด€ษดแด€ส€แด€ษด’ษชส€แด‡แด า“แด€ส€ษชแด›ส€แด€ ส€แด‡สœแด‡แด›ส€แด€ แดษชsส แด€แดขส แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด€ ษดส ษดแดsส.

Posted by - octobre 17, 2024 0
Ankalazaina isaky ny 15 oktobra ny ยซย Journรฉe Internationale des Femmes Ruralesย ยป (JIFR). Fotoana ahafahan’ireo vehivavy misehatra amin’ny asa fambolena sy…