Faritra Menabe : natsiaro ireo mpitandron’ny filaminana lavo amperinasa

605 0

πŸ“Œ Toin’ny faritra rehetra dia nahatsiaro manokana ireo mpitandron’ny filaminana lavo amperinasa ny OMC rΓ©gional tato Menabe izay notarihin’andriamatoa Rafidison FidΓ¨le ny 11 febroary, ny lanonam_pahatsiarovana moa dia notarihin’ny kaomandin’ny farim_piharovana sy Filaminana Tsiribihy GΓ©nΓ©ral Koto Paul ny lohahevitra ny fankalazana moa dia ny hoe « Na ho vy, na ho vato tsy miamboho adidyΒ Β».

πŸ“Œ Nosokafana tamin’ny fisafoana ireo andian_tafika izay nataon’ireo mitarika ny OMC ny fotoana ary ny fametrahana ny fehezam_bonikazo teo amin’ny Tsangam_bato ny mahery fo teo amin’ny Esso maty ary nitohy tamin’ny fivavahana iraisam_pinoana, ny lahateny fohy izay nataon’ny kaomandin’ny farim_piharovana sy Filaminana Tsiribihy ny fotoana.

πŸ“Œ Raha ny faritra Menabe manokana dia 5 ireo mpitandron’ny filaminana lavo teo ampanatan_terahana ny asany tamin’ny taona lasa iny.

πŸ“Œ Tonga nanotrona izay lanonana fahatsiarovana izao moa ireo ratsamangaika ny solon-tenam-panjakana ato Menabe izay notarihin’ny Governoran’ny faritra Menabe Andriamatoa Serge lucky notron’ireo vandin’ny mpitandron’ny filaminana ato Morondava

πŸ†” Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post

Mandritsara | Voapetraka amin’ny toerany ny Mpampanoa lalΓ na vaovao

Posted by - juillet 7, 2024 0
(𝖡𝗂𝗇𝖺 π—π–Ύπ—…π—ˆ π—‡π—ˆ 𝖾𝗇𝗍𝗂𝗇𝗒 𝗆𝖺𝗇𝖺𝗍𝖺𝗇𝗍𝖾𝗋𝖺𝗄𝖺 𝗇𝗒 π–Ίπ—Œπ–Ίπ—‡π—’) Miompana am𝗂n`ny paikady 3 lehibe ny vinam-pitantanan`ny tonia mpampanoa lalΓ na vaovao eto Mandritsara,…

RAHARAHA FANAPOHANA SOLIKA

Posted by - octobre 22, 2024 0
Olona 24 tompon’antoka no voasambotry ny sampana fikarohana heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam_pirenenana taorian’ny fidinana ifotony natao tamina tokatrano 10…