AMPATSY SOAMANANDRARINY : JIOLAHY IRAY NAHATRARANA BASY POLETA TAO AN-TRANONY

359 0
 
🎀Vao tsy ampy herinandro izay no nahatratra Jiolahy raindahiny @ fanafihana sy fanendahana nisesy teto andrenivohitra ny zandary avieo anivon’ny poste avancé soamanandrariny dia izao nahazo vokatra vaovao izao indray.
 
🛑Antso voarain’ny #PA-soamanandrariny tamin’ireo olona norahonan’ity Jiolahy ity no niaingana t@ny fisamborana azy.
 
⛔Basy POLETA 7,65mm no tratra tao antranona lehilahy iray 34 taona tao @fkt Ampatsy Soamanandrariny ny 25 desambra 2023.
 
⭕Raha ny fanadihadihana;basy an’ny Jiolahy efa Maty voatifitry ny zandary Itaosy ity basy tratra niaraka t@ity Jiolahy tao antranony ity.
 
👉Ary efa 2 taona no nihazonany io basy io.
 
🚫Vao nivoaka ny fonja ny volana aprily lasa teo ity Jiolahy ity (nisazy 10 volana tany antanimora Ary nataony tsara toerana ilay basy nandritra io 10 volana nisaziany io).
 
‼️Manamafy hatrany ny zandarimaria ao amin’ny #tobin-jana-paritraSoamanandrariny fa tsy hisangy amin’ny fanafongorana ny asa ratsy rehetra ety amin’ny manodidina ;ary tsy tokony hisalasala ny mponina hiantso azy ireo rehefa misy tranga mampiahiahy indrindra amin’izao fety izao??‼️
Nangonin’i Malala Tsa

Related Post

TANTERAKA NY NOFINOFIN4IREO kAOMININA 08 NANDRITRAN4NY 20 TAONA MAHERY

Posted by - août 12, 2025 0
𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐈𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐕𝐀𝐙𝐎, 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐍𝐎𝐅𝐈𝐍𝐎𝐅𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐋𝐎(𝟎𝟖) 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐏𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝟐𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐄𝐑𝐘 Vita ny BAC…