Fikaonan-doha iraisam-pirenena momba ny teny sy haisoratra Malagasy ary ny fikarohana ara-tsiansa

193 0

๐Ÿ”ด Notontosaina nandritra ny 2 andro omaly sy androany 27 Martsa 2026 ny fikaonan-doha iraisam-pirenena momba ny teny sy haisoratra Malagasy ary ny fikarohana ara-tsiansa. Hetsika izay tafiditra indrindra ao anatinโ€™ny fankalazana ny faha-100 ny Profesora Rajaona Simรฉon Rรฉgis.

๐Ÿ”ด  Nitondra ny lohateny hoe : ยซ Ny teny sy ny haisoratra malagasy ary ny fikarohana ara-tsiansa momba izany ยป izay karakarainโ€™ny Zana-tsehatra ary ny komity mpikarakara ny fankalazana.

๐Ÿ”ด Nandritra izany no nihaon’ireo mpikaroka maro sy nanaovana fandinihana indray  ireo hary navelanโ€™ny Profesora Rajaona Simรฉon Rรฉgis, mikasika ny teny malagasy satria izy no lohalaharana taminโ€™ny fandinihana ny hain-teny teny aminโ€™ny Oniversiten’ Antananarivo ary nanangana ny Zana-tsehatra malagasy sy malagasy voalohany ยซ Doyen ยป teto aminโ€™ny Oniversiten’i Madagasikara.

๐Ÿ”ด Hampiasainโ€™ny Zana-tsehatra ho entiny miatrika ny ho avy ny tsoa-kevitra mikasika ity fikaonan-doha ity . Ho raiketana am-boky ny fikaonan-doha  holovainโ€™ny taranaka sy aminโ€™izay sehatra rehetra mifanandrify aminโ€™ny fikarohana .

๐Ÿ”ด Marihana fa hisy ny fifaninanana asa soratra izay tapitra aminโ€™ny volana jona 2026 hanehoana sy hanomezana lanja anโ€™ireo mpanoratra Malagasy ka fanotana boky hampiasaina aminโ€™ny fampianarana sy fikarohana ary fahaliana mikasika ny literatiora no loka azo.

โœ Me

Related Post

๐—™๐—œ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐——๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—”

Posted by - juin 16, 2025 0
๐“๐ฌ๐ฒ ๐ž๐ค๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š๐ง-๐๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ค๐š๐ฌ๐š๐ข๐ง’๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š ๐š๐จ ๐๐ž๐ฅ๐จ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐“๐ฌ๐ข๐ซ๐ข๐›๐ข๐ก๐ข๐ง๐š Ny asabotsy faha 14 Jiona teo…