๐—™๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น ๐—•๐—ผ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฒ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ ๐—›๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† .

340 0

Vao maraina dia tomefy olona ny torampasika teto Belo sur Mer androany tao ireo mpifaninana handray anjara amin’ny fifaninana lakana misy lay tao koa ireo mpanotrona sy ireo mpiala sasatra momonjy ny festival Botry. Miisa 41 Ireo lakana nandray anjara tamin’ity fifaninana ity ka ny lakana mitondra ny lay an’ny Savonnerie Maeva no nahazo ny laharana voalohany ary ny nitondra lay Greenlen no hafa roa raha ny lakana mitondra ny lay Soatrans plus kosa ny faha telo. Mitohy hatrany moa ny hetsika hetsika ara-mpanatanjahan-tena sy kolontsaina ka io maraina io koa ny baolina lalaovina amin’ny fasika no nanomboka hitohy izao tolak’andro izao moa izany sy ny fifaninana hazakazaka lakana molanga. โœ๏ธ RA PA

Related Post

Toamasina | Taom-piotazana letchis

Posted by - novembre 14, 2024 0
Miisa 28 ireo orinasa mpanondrana letchis nahazo fazahoandalร na, raha miisa 941 ny fahazoan-dalร na nivoaka avy amin’ny Faritra Atsinanana. Nizotra amim-pilaminana…